Sign in
Sign in
Recover your password.
A password will be e-mailed to you.
Browsing Category
Actumaep
JERITODIKA MOMBA NY KARATRA FANANGONAM-BOKATRA TAONA 2019
MOMBA NY KARATRA FANANGONAM-BOKATRA
ANDRANOMASINA TAONA 2019
Raha ny 5 taona lasa no jerena dia nisy
fiovaovana ny karatra fanangonam-bokatra.
Ny
taona 2019 no nahitana karatra
fanangonam-bokatra betsaka indrindra izay!-->!-->!-->!-->!-->…
Read More...
Read More...
Nifanojo amin’ny filan’ny rehetra ny fanakatonana ny jono drakaka
Lien Youtube: https://youtu.be/vDF28Fmw9ho
Anisany seham-piharina
mampidi-bola betsaka ho an’i Madagasikara ny fitrandrahana ny drakaka; ho ritra
tsy ho ela anefa izany tahiry izany raha tsy misy ny fepetra raisin’ny sehatra
rehetra!-->!-->!-->…
Read More...
Read More...
Fanolorana ny lakana sy ireo kojakoja miaraka aminy.
Lien Youtube: https://youtu.be/aw_GIGw6jWQ
Fikambanana mpanjono madinika miisa enina misehatra amin’ny fanaratoana amin’iny morotsirak’i Mahajanga iny no notoloran’ny Minisiteran’ny Fambolena,ny fiompiana ary ny jono lakana 27!-->!-->!-->…
Read More...
Read More...
Fanatsarana ny fanaraha-maso ny morontsirak’i Madagasikara
Lien Youtube: https://youtu.be/6ZYtmFIDTYA
Mahatratra 1.141.000km2 ny faritra fanjonoan’i Madagasikara ary 5600km ny halavan’ny morontsiraka. Olana hatreto ny tsy fahampian’ny mpanara-maso ny morontsiraka sy ny jono. Ho fanatsarana sy!-->!-->!-->…
Read More...
Read More...
Fanakatonana ny fitrandrahana drakaka : Hoentitra ny fampiharana
Ho fampafantarana ny didim-pitondrana laharana 14 274 / 2019 izay mamaritra ny fikatonan’ny fitrandrahana drakaka anaty Ala honko manomboka ny 10 Aogositra izao ka hatramin’ny 31 Oktobra 2019, dia nisy ny fihaonana teo!-->…
Read More...
Read More...