Sign in
Sign in
Recover your password.
A password will be e-mailed to you.
Browsing Category
Actualités
Fampiroboroboana ny lalam-pihariana Voamaina na « Légumineuse ».
Mitana anjara toerana lehibe eo amin’
ny toe-karena Malagasy ny lalam-pihariana voamaina (legumineuse) toy ny voanemba,
tsiasisa, tsaramaso, kabaro... Anisan’ny
vokatra misongadina amin’ izany ny lojy na “black eyes”. Manodidina ny 45 000T!-->…
Read More...
Read More...
Fampitaovana DMM 12 avy amin’ ny Fandaharanasa DEFIS.
Ny Dokany Mora ho an’ ny Mpamokatra
(DMM) dia fitaovana entin’ ny Fitondra-panjakana Malagasy amin’
ny alalan’ ny MAEP ho fanamorana ny
fahazoana fitaovana sy hanam-pamokarana ary tohana ara teknika ho an’ ireo tantsaha!-->…
Read More...
Read More...
SNDR: mila fanavaozana
Foto-tsakafo tsy afa-misaraka amin’ ny Malagasy ny
vary, ary harem-pirenena ny fananana azy. Misy araka izany ny paik’ady nasionaly
(SNDR) ho fampiroboroboana ny voka-bary eto Madagasikara. Efa lany andro izany
tamin’ny taona 2020 ka mila!-->…
Read More...
Read More...
« Any amin’ny faran’ny volana martsa any isika vao afaka manamarina, raha sanatria mitohy ny tsy…
Izany
no nambaran’ny Ministry ny fambolena, fiompiana ary ny jono, Lucien RANARIVELO,
nandritra ny fitsidihana nataony tao amin’ny ivontoerana CGARD, ny zoma 22
janoary lasa teo.
Ny fahataran’ny
rotsak’orana dia misy fiantraikany tokoa!-->!-->!-->…
Read More...
Read More...
Antso vonjy taitra ho an’ny Faritra Atsimon’ny Nosy
Loharanom-bola
fanampiny mitentina 75,9tapitrisa dolara no hanaovana antso vonjy taitra ho an’ny
Faritra Atsimon’ny Nosy amin’ny ady amin’ny kere, ka hiantsoana ireo rehetra misehatra
amin’ny ara-tsosialy izay ahitana ny Firenena Mikambana!-->…
Read More...
Read More...
Toromarika sy fomba fijery mitovy no nomena an’ireo tomponandraikitra voalohany rehetra ao amin’ny…
Notontosaina nandritra ny hateloana tao amin'ny CFFAMMA
Antsirabe ny fivorian’ny Minisiteran'ny Fambolena sy ny fiompiana ary ny jono,
fivoriana natao hanomezana toro-marika hisian’ny fomba fijery mitovy ho an’ireo
tompon’andraikitra!-->…
Read More...
Read More...