
Ho voarindrana tsara kokoa ny famokarana noho ny fisian’ny hotline 321

Fifanaovan-tsonia teo amin’ny MAEP sy ny “Fondation AXIAN” ary ny Sekoly Ambony mpanofana ho injenieran’ny Fambolena (ESSA) Antananarivo

Avaozina sy hatsaraina ny lalàna mifehy ny tontolon’ny veterinera eto Madagasikara

Fampiroboroboana ny lalam-pihariana Voamaina na « Légumineuse ».

Fampitaovana DMM 12 avy amin’ ny Fandaharanasa DEFIS.

« Any amin’ny faran’ny volana martsa any isika vao afaka manamarina, raha sanatria mitohy ny tsy fisian’ny orana sy ny tsy fahampian’ny rano, hoe hihena hatraiza ny voka-bary »

Antso vonjy taitra ho an’ny Faritra Atsimon’ny Nosy

Toromarika sy fomba fijery mitovy no nomena an’ireo tomponandraikitra voalohany rehetra ao amin’ny MAEP.