FAMOKARANA AVO LENTA TOSIKA HO AN'NY FAMPANDROSOANA
  
     

-Ny Vokatry ny Fandalovan'ny Minisitry ny Fambolen'ny Governemanta Amerikana teto amintsika
A
trik'asa momba ny Fitrandrahana Ara-drariny sy Maharitra ireo Farihy sy Renirano: Mitsinjo 19-20 mey 2005
-Fitsidihana teny Iavoloha nokarakarain'ny MAEP miaraka amin'ireo Tantsaha et Faritra Analamanga (Alakamisy 12 May 2005)
-VOLY VARY NOHATSARAINA
7 ,875 T/Ha azon'ny tantsaha miara-miasa amin'ny PSDR ao Mahabo.
-Famoahana ireo andiana tanora Teknisiana avy ao amin'ny EASTA
-Takelaka Manokana Momba ny Lalam-pihariana Tongolo
Ireo Mpikambana Vaovao ao amin'ny Tranoben'ny Tantsaha

Filatsahana ho Mpiadina PROJER
Fifaninanana Voly Vary Aloha Taona 2004-2005

Fanaovan-tsonian'ny MAEP ny Fifanarahana Hiadiana amin'ny Kolikoly

Tatitra Tomban'ezaka " OPERATION LAIT SCOLAIRE " Tsiroanomandidy
Herinandron'ny Fikojakojana ny Tambajotra sy Fanarian-drano
Vaovao Samihafa