|
ANDRAIKITRA
- ADIDY SY RAFIM-PANDAMINANA
|
|
ANARAN'NY RAFITRA
|
ANJARA ASA
|
ANDRAIKITRA
|
Tranoben'y Tantsaha
anivon'ny ny firenena |
Filan-kevitra
mahakasika ny tombotsoan'ny Fambolena ary rafitra
ahafahana mifanakalo hevitra
|
Fandraisana anjara
amin'ny famolavolana sy fanatanterahana ireo drafitr'asa
hampandrosoana eto anivon'ny Firenena,
Fanatsarana ireo lalàna mifehy ny tontolo
ambanivohitra,
Fanangonana vaovao momban'ny teknika sy toe-karena
ho an'ny mpamboly,
Fampiroborobona ny sehatry ny Fambolena,
Fanofanana ireo olom-boafidy.
|
| Tranoben'y Tantsaha
anivon'ny Faritra |
Fisoloan-tena ,
Fiarovana ny tombontsoan'ny Tantsaha,
Fampahalalam-baovao,
Fampiofanana,
Fampiroborobona ny sehatra , Famokarana.
|
Mpikambana ao amin'ny
GTDR,
Mandray anjara amin'ny famolavolana ny PRDR sy
ny tetikasa fampivoarana eo amin'ny faritra,
Fanapariahana ny vaovao ara-teknika na ara-toe-karena
Fampiroborobona ny sehatry ny Fambolena (fanomanana
sy fandraisana anjara amin'ireo Foara sy fihetsiketsehana
hafa , fampiroborobona ireo vokatra misy eo amin'ny
faritra , fanatsarana ny fiaraha-miasa sy fifandraisana
amin'ireo mpiara- miombon'antoka amin'ny sehatra
tsy miankina),
Fampiofanana ireo olom-boafidy ao amin'ny birao
mpitantana. |
| Tranoben'y Tantsaha
anivon'ny Fivondronana |
Fisoloan-tena,
Fanangonana sy fampahalalam-baovao,
Fifandraisana,
Fanoroana,
Fandraisana anjara amin'ny famolavolana tetik'asa
fampandrosoana eo anivon'ny Fivondronana,
Fampahafantarana ny Fivondronana sy ny zava-misy
eo aminy,
Fanangonana antontan'isa sy antontan-kevitra avy
any amin'ny kaominina,
|
Fifanakalozam-baovao,
Fampifandraisana amin'ireo mpiara-miombon'antoka
,
Fandrindrana ireo asa fanohanana ataon'ireo teknisiana
sy ny lamin'asa tsy miankina mpanohana ary ny
manampahefana,
Fikarakarana ny fifanakalozana sy fitsidihana,
Fitadiavana lalam-barotra,
Fitadiavana vaha-olana,
Fampivondronana ny vondron'ny tantsaha,
Fanaraha-maso ny fitantanana eo anivon'ny Kaominina.
|
| Tranoben'y
Tantsaha anivon'ny Kaominina |
Fisoloan-tena,
Fanangonana sy fampahalalam-baovao,
Fanangonana antontan'isa sy antontan-kevitra.
|
Miara-miasa
akaiky amin'ny Ben'ny Tanàna,
Manangona sy mampita vaovao, olana, vaha-olana
aroso,
Mandray sy manaparitaka vaovao, fepetra hampiarina
|