Tanora feno fahavononana
hifindra monina sy ho mpandraharaha eny ambanivohitra
ve ianao ? Ny tetikasa PROJER dia :
- Manofana tanora ho mpandraharaha eny amin'ny tontolo
Ambanivohitra
- Manolotra tany ho hajariana ao amin'ny faritr'i
Bongolava (TSIROANOMANDIDY)
Ireto no Fepetra
- Tanora lahy sy vavy Malagasy
- 22 ka hatramin'ny 38 taona
- Manana Baccalauréat
- Tsara raha miampy mari-pahaizana na fianarana ahazoana
diplaoma avy amin'ny Oniversite
Antontan-taratasy mikasika
ny mpiadina :
- Fangatahana an-tsoratra milaza ny fahavononana
- Dika mitovy ny mari-pahaizana sady voamarina
- Fanamarinam-ponenana
- Casier judiciaire bulletin n°3 telo volana raha
ela indrindra
- Filazana momba ny lalam-piainana (CV)
- Sary tapaka
Adiresy andefasana ny Fangatahana
ho Mpiadina
PROJER (Réf. JER)
BP. 5023
101 ANTANANARIVO
Fe-potoana Farany ho an'ny
Taona 2004
22 Septembre 2004
Hanamarina izany ny fitomboky ny paositra
Tsy raisina sady tsy manan-kery ny antontan-taratasy
tsy feno.
Fanazavana
Fanampiny ho an'ny Taona Manaraka
Azo
raisina ao Nanisana Antananarivo PROJER- BP . 5023
(Ex RACO)
Tél/Fax 22 413 33 E-mail: projer@wanadoo.mg