Lancement officiel du Programme RINDRA pour une résilience Agricole durable sur tout le territoire national.

Après la signature des contrats d’assistance techniques et des secrétariats multi bailleurs, des contrats de subventions pour le Centre Malgache de la Canne et du Sucre, pour l’Autorité Scientifique-CITES, pour Madagascar National Parks et du Devis-Programme Pluriannuel, la cérémonie de lancement du programme RINDRA s’est tenue ce 20 Mars 2020 à l’hôtel Ibis Ankorondrano.

En effet, RINDRA ou le Programme de Renforcement Institutionnel vers le Développement de la Résilience Agricole est un appui institutionnel aux ministères du secteur Agriculture, Elevage, Pêche, Environnement (AEPE). Il accompagnera l’opérationnalisation des institutions publiques et parapubliques du secteur AEPE sur les plans institutionnels.

Il permettra ainsi par la mise en place du projet FANDROSO ou Financement des Appuis Normalisés pour le Développement et le Renforcement des Organisations de producteurs afin de faciliter l’accès aux Services agricoles et d’Œuvrer à la modernisation de l’agriculture, financé par l’Union Européenne et mise en œuvre par le Fonds de Développement Agricole (FDA) d’améliorer l’accès au financement des producteurs du secteur AEPE. C’est un outil pour accompagner environ 250.000 Exploitants Agricoles Familiales dont 50% des bénéficiaires seront des femmes et environ 60% seront des jeunes de moins de 35 ans. Par ailleurs, 15 filières seront appuyées et près de 4000 projets seront financés.  06 nouvelles antennes régionales seront également ouvertes et opérationnelles (Diana, Sava, Betsiboka, Sofia, Bongolava et Boeny) dans le cadre du financement.

Le projet durera 3ans et 4 mois.

Fandaharan’asa RINDRA, ho amin’ny fahazakan-tena ara-pambolena maharitra

Taorian’ny fanaovan-tsonia ireo fifanarahana famatsiam-bola ho an’ny Ivon-toerana Malagasy ho an’ny Fary sy ny Siramamy (CMCS), ho an’ny AT-CITES, ho an’ny Valan_javaboary Nationaly Malagasy ary ny vinavina fandaharan’asa aman-taona maro dia notanterahina ny 20 Mars 2020 teny amin’ny Hotely Ibis Ankorondrano ny lanonam-panokafana ny fandaharan’asa RINDRA.

Ny RINDRA dia fandaharan’asa mivohy ny fanamafisana ny fahazakan-tena ara-pambolena izay manampy ny Ministera misehatra eo anivon’ny Fambolena,ny Fiompiana, ny Jono ary ny tontolo Iainana (AEPE). Ny fandaharan’asa dia nametraka ny tetikasa FANDROSO mba hanamorana ny fahazoana famatsiam_bola ho an’ireo mpamokatra misehatra eo anivon’ny fambolena, ny fiompiana, ny jono ary ny tontolo iainana.

Famokarana tantanim-pianakaviana 250.000 no ho tohanana amin’ny alalan’ny tetikasa ka ny 50% amin’izany dia vehivavy ary 60 % dia tanora latsaky ny 35 taona. Ankoatr’izay dia seha-pihariana 15 ihany koa no hahazo tohana ary tetikasa 4.000 eo ho eo no hovatsiana vola. Hisy ihany koa ny famatsiam-bolaho amin’ny fanaganana birao fifandraisana isam-paritra 6 vaovao (DIANA, SAVA, Betsiboka, sofia, Bongolava ary Boeny). Haharitra 3 taona sy efa-bolana ny tetikasa. Haharitra 3 taona sy efa-bolana ny tetikasa.

Comments are closed.