Atrikasa fanavaozana ny tetiandrom-pambolena ho fanomanana ny famokarana 2019-2020

Miantoka ny fampiroboroboana ny fambolena ny fahaizana mampiasa ny tetiandrom-pamokarana. Nanatanteraka atrikasa ho fanavaozana ny tetiandrom-pambolena araka izany, ny Minisitera ny Fambolena sy ny Fiompiana ary ny Jono miaraka amin’ny foibe famantarana ny toetr’andro ho fanomanana ny famokarana 2019-2020.

Tanjona amin’ity atrikasa ity ny fifampizarana ny vinavina ny fotoam-pambolena amin’ny vanim-poto na mafana sy mando,fanavaozana ny tetiandrom-pamokarana ho an’ny fotoam-pambolena 2019-2020 ary ny fanavaozana ny tetiandrom-pamokarana amin’ny alalan ‘ny tambazotra « hotline 3-2-1 ».Seham-pihariana karazany dimy no hita ao amin’ny tetiandrom-pamokarana dia ny vary,ny katsaka ,ny tsaramaso,ny voanjo ary ny sakamalaho.

Atao isaky ny fiandohan’ny vanim-potoanany famokarana ity fanavaozana ny tetiandrom-pambolena ity.Ary mandritra ny teloandro dia ny 09 ka hatramin’ny 11 oktobra no hanantaterahana izany ao amin’ny Hotel Panorama Andrianarivo.

ATELIER D’ACTUALISATION DES CALENDRIERS CULTURAUX

La DGM et le MAEP, en partenariat avec le projet PrAda à travers sa composante 1 :Informations agro météorologiques et climatiques, organisent un atelier d’actualisation des calendriers culturaux  les 09, 10 et 11 octobre 2019 à l’hôtel PANORAMA Andrianarivo.

L’Objectif général de l’atelier est d’élaborer de manière participative les calendriers culturaux à l’échelle régionale pour la saison agricole 2019/2020.L’atelier vise à partager les perspectives saisonnières pour la saison chaude et humide 2019-2020 ,actualiser les calendriers culturaux physiques pour la campagne agricole 2019-2020  et actualiser les calendriers culturaux sur la hotline 3-2-1 pour la campagne agricole 2019-2020.

Le calendrier cultural a été conçu pour appuyer les agriculteurs, dans le choix des cultures et des périodes de semis, en respectant les caractéristiques agro-écologiques. Il s’agit d’un moyen pour rendre plus performant les acteurs agricoles et de parvenir ainsi à l’autosuffisance alimentaire. Pour la saison culturale 2019/2020, 5 spéculations feront l’objet d’étude : le riz dont riz pluvial et riz sur bas fond, le maïs, l’arachide, le gingembre et le haricot.

Retour

Comments are closed.