TAMPOKETSA : GRENIER VIVRIER
POUR LA REGION D'ANALAMANGA

Le plateau de Tampoketsa dispose toutes les potentialités nécessaires pour développer la production agricole au sein de la région d’Analamanga. C’est ainsi qu’un jeune opérateur, en la personne de Toky Ranaivomampianina, a choisi de s’implanter dans la commune rurale d’Ankazobe, district d’Ankazobe, en vue de se professionnaliser dans le secteur agricoles
Actuellement, il en sa troisième année d’exploitation agricole sur une superficie de 150 Hectares dont 16 Hectares cultuvés de maïs. Appuyé par la Direction régionale du développement rural ( DRDR) d’Analamanga, structure décentralisée du Ministère de l’Agriculture, de l’Elevage et de la Pêche ( MAEP), et équipé de matériels motorisés dont des tracteur et motoculteurs, il produit, tant des maïs que du riz et d’autres produits vivriers ( voanjobory ou pois de terre, arachides, haricot… , tout en respectant les normes techniques de production.
L’existence de source d’eau, omniprésente sur le plateau de Tampoketsa, facilite le développement de l’exploitation de ce jeune agriculteur migrant car au cours de cette campagne agricole, il a pu pratiquer le système de riziculture intensive ou SRI, à titre d’essai sur une superficie d’un Hectare. En outre, le Fokontany d’Ampahabositra, de la commune rurale et district d’Ankazobe a réalisé, au cours de cette campagne 5 Hectares de SRI, avec de l’engrais biologique. Au sein du district d’Ankazobe, le rendement de la riziculture en SRI est estimé à 5 tonnes par Hectare contre 2 tonnes à l’Hectare auparavant, par la pratique traditionnelle ( 2006/2007)
Par ailleurs, le plateau de Tampoketsa offre diverses opportunités en élevage de vaches laitières compte tenu de l’environnement naturel, ainsi que l’espace géographique, comme ce d’Andranovelona qui pratique l’élevage de vache Holstein

REDACTION : Jocelyn RAZAFINDRASENDRA SCDI/DSI/MAEP
                          Emile RAKOTOARISOA SCDI/DSI/MAEP
DATE:             25 Février 2009

FAMPIASANA FITAOVAM-PAMOKARANA VAVENTY
HO FAMPANDROSOANA NY TONTOLO AMBANIVOHITRA

Fanamby faha 4 ao amin’ ny MAP (Madagasikara Amperin’ Asa) ny fampiroboroboana ny tontolo ambanivohitra tanteraka ao anatin’ ny Distrikan’ Ankazobe, ao amin’ ny faritra Mahavelona Tampoketsa izany asa fampandrosoana izany ankehitriny.
Tonga amin’ ny faha-3 taonany amin’ izao fotoana izao ny fiarahamiasan’ ny DRDR Analamanga sy ny tanora mpandraharaha iray RANAIVOMAMPIANINA Toky, tanora malagasy nisafidy ny hanao famokarana manara-penitra eny amin’ ny tontolo Ambanivohitra 
Fambolena amin’ ny velaran-tany midadasika hampiasaina  fitaovam-pamokarana vaventy no hanantaterahana ny asa toy ny trakitera sy ny kibota…! Velaran-tany mahatratra 16 hekitara ankehitriny no hanaovana fambolena katsaka izay marihina fa efa misy ny mpandraharaha vonona handray an’izany manampy izany ny fambolena voanjobory, voanjo lava, tsaramaso. Tsara ny vidin’ ny vokatra katsaka amin’ izao fotoana .
Tombotsoa ho an’ ity toeram-pamokarana midadasika ao Tapoketsa ity ny fahitana loharano izay ahafahana manondraka velaran-tany hamokarana. Anisan’ izany ny fanombohana teo amin’ ny fambolem-bary manara-penitra voly vary maro anaka tamin’ ny taom-pamokarana lasa teo nahavitana velara-tanimbary 1 hekitara izay kendrena hiaka-bokatra amin’ ny volana Mars ho avy io. Tanjon’ ity tanora Malagasy mpandraharaha ity ny hanitatra  hatrany ny velaran-tany hanaovana izao asa fihariana izao.
Tsy latsa-danja amin’ ny hazakazaka ho fampitomboana  ho roa avo heny ny voka-bary amin’ ity taona 2009 ity ihany koa ny ao Ampahabositra kaominina Ankazobe Distrikan’ Ankazobe. Velaran-tany 5 hekitara no nanaovana voly vary maro anaka SRI nampiasaina zezika biolojika. Kendrena ahazoana voka-bary 5 taonina isaky ny hekitara izany raha 2 taona isaky ny hekitara ny taom-pamokarana 2006-2007.

Manomboka mahazo vahana amin’ iny Distrikan’ Ankazobe iny ihany koa ny fiompiana ombivavy be ronono Holstein toy ny ao Andranovelona.

 

 

 

 

 

REDACTION : Emile RAKOTOARISOA SCDI/DSI/MAEP
                        Jocelyn RAZAFINDRASENDRA SCDI/DSI/MAEP
DATE:             25 Février 2009