AVIS AUX COLLECTEURS DES PRODUITS D'EAU DE MER

Les collecteurs des produits d'eau de mer sont invités à récupérer gratuitement leur Duplicata de Permis de Collecte auprès du Service Régional de la Pêche et des Ressources Halieutiques proche du lieu indiqué sur l'adresse mentionnée dans le permis de collecte.
Ceux qui n'obtiennent pas leur duplicata auprès de ces Services sont priés de prendre contact à la Direction de la Pêche et des Ressources Halieutiques à Ampandrianomby Antananarivo.
Pour les collecteurs des produits d'eau douce, ils sont invités à récupérer directement leur duplicata de Permis de Collecte à la Direction de la Pêche et des Ressources Halieutiques à Ampandrianomby Antananarivo.


FILAZANA HO AN'IREO MPANANGOM-BOKATRA HAZAN-DRANOMASINA

 

Ilazana ireo mpanangom-bokatra hazan-dranomasina mba haka maimaim-poana ny " solo-karatra" iray fanan-gonam-bokatra any amin'ireo Sampandraharaha Rezionaly misahana ny Jono sy ny Harena anaty Rano izay akaiky indrindra ny toerana voalazan 'ny adiresy ao amin 'ny karatra fanangonam-bokatra.
Izay tsy mahazo izany any amin' ireo Sampandraharaha voalaza ireo dia iangaviana hanantona ny Foiben'ny Jono sy ny Harena anaty Rano ao Ampandrianomby Antananarivo.
Ho an'ireo mpanangom-bokatra hazan-dranomamy kosa dia iangaviana ianareo haka mivantana ny " Solo-karatra fanangonam-bokatra" aty amin'ny Foiben'ny Jono sy ny Harena anaty Rano ao Ampandrianomby Antananarivo.