Votoatin'ny Tenin'ny Ministra amin'ny ankapobeny tamin'ny fiarabana
Tena ilaina ny fifampiarabana amin'izao Taona Vaovao 2009 izao satria taratry ny fahazotoana amin'ny asa ary mba hisian'ny Tsodrano ho an'ny tsirairay avy alohan'ny hanombohan'ny asa.
Misy fanamby marobe sy mavesatra ho tratrarin'ity Ministera MAEP ity.
Ao anatin'izay firariantsoa izay ihany koa ny fahasalamana izay voalohan-karena ho entina hanatanterahana ny asa izay napetraka hanatanterahana ny fanamby ato amin'ity Ministera ity.
.